Tennis : mangataka fanampiana i Fikasana sy Finoana Rakotomalala fa hiaro ny voninahi-pirenena any ivelany

Date:

Finoana fikasana.jpg

Ny 1 septambra ho avy izao no tokony hihazo an’i Maroc sy Algérie i Fikasana sy Finoana sy Fikasana Rakotomalala izay hiaro ny voninahitr’i Madagasikara eo amin’ny taranja tenisy. Tsy mbola misy tokotaniny anefa ny fiaingan’izy ireo satria tsy ampy ny vola eo am-pelatanan’ireo ray aman-dreniny. Mianto-tena mantsy ireto mpilalao ireto ary tsy misy manampy ka manao antso avo amin’ny federasiona, ny ministera na ny fanjakana.

Efa in’enina izy mianadahy ireto no nivoaka tany ivelany nitondra ny anaran’i Madagasikara saingy mianto-tena hatrany. Mahatratra hatramin’ny 20 tapitrisa ariary vola ilain’i Finoana sy Fitahiana ka ao anatin’izany ny saran-dalana, ny fivahinianana ary ny fitaovana isan-karazany. Ny Championnat d’Afrique continental U12 sy U14 no handraisan’izy mianadahy ireto anjara.

Izay malala-tanana dia afaka mifandray mivantana amin’andriamatoa Rija  Rivoniaina Rakotomalala, rain’i Finoana sy Fikasana amin’ny laharana 034 29 442 02.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici

Partager sur :

Newsletters
spot_imgspot_img

Articles récents

More like this
Related

SanlamAllianz : le défi de la confiance après un an de fusion

Un an après l'officialisation de leur union, les équipes...

Un DJ malgache fait vibrer 40 000 spectateurs à Paris La Défense Arena

Le 10 avril dernier, un cap symbolique a été...

La Troupe Jeannette : aux origines du théâtre classique malgache

Le théâtre fait partie intégrante de la culture malgache....

Koban à Tokyo : un modèle que Madagascar pourrait suivre

À Tokyo, perdre son téléphone ou son portefeuille ne...