Tabera Randriamanantsoa : Tsy hitory ireo mpaniratsira azy ao anaty tambazotran-tserasera

Date:

10411813_265245213680542_1134651756590511171_n

Andro vitsy izay dia nalaza tampoka tao anaty tambazotran-tserasera tampoka i Tabera Randriamanantsoa, kandida ho filoham-pirenena avy amin’ny antoko Kintana. Na resaka tsy misy idiran’ny politika aza dia lasa voatonona amin’izany ny anarany. Misy mihitsy aza ireo manao soratra sy sary ary sariitatra maniratsira ity kandida laharana faha-telo anaty bileta tokana ity.

Misy ireo mandray azy ireny ho sangy mihoatra ny loha saingy ho an’i Tabera Randriamanantsoa dia nanambara izy fa tsy hitory ireny olona ireny izy akory. « Demokraty » aho ary zarako aza misy an’ireny mba hampahalaza ahy hoy izy. Sady fampielezan-kevitra vita ho azy ihany koa ireny hoy hatrany ity kandida ity ka mamporisika ireo mpanao hanihany ireny aho mba hanohy hatrany hoy izy.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici

Partager sur :

Newsletters
spot_imgspot_img

Articles récents

More like this
Related

SanlamAllianz : le défi de la confiance après un an de fusion

Un an après l'officialisation de leur union, les équipes...

Un DJ malgache fait vibrer 40 000 spectateurs à Paris La Défense Arena

Le 10 avril dernier, un cap symbolique a été...

La Troupe Jeannette : aux origines du théâtre classique malgache

Le théâtre fait partie intégrante de la culture malgache....

Koban à Tokyo : un modèle que Madagascar pourrait suivre

À Tokyo, perdre son téléphone ou son portefeuille ne...