Sport

Explorez le monde à travers nos articles de Sport

Sanction de la CAF : La Fédération malgache de football condamnée à payer une amende de 10 000$

La sanction tombe. La Fédération Malgache de Football (FMF) est condamnée à payer une amende de 10 000 dollars suite au communiqué venant de la...

« Fahatsiarovana nampalahelo ahy indrindra ilay famaranana nangalarana teo » hoy i Taratra Rakotoninosy

  Andrisoa Taratra Rakotoninosy, 32 taona izy amin’izao ary vao avy voahosotra ny tompondaka lefitra eran-tany amin’ny « tir de précision »  eo amin’ny taranja tsipy kanety...

Mbola Rajaonah : «Tsy misy tambiny ny fanampiana ataoko fa fitiavana te hanohana ny tanora tia fanatanjahantena»

Mpilalao Baskety ary anisan’ny namorona ny klioba ASCUT (Association Sportive de la Commune Urbaine de Toamasina) koa i Mbola Rajaonah, filoha tale jeneralin’nyvondrona RLM...

Tennis : mangataka fanampiana i Fikasana sy Finoana Rakotomalala fa hiaro ny voninahi-pirenena any ivelany

Ny 1 septambra ho avy izao no tokony hihazo an’i Maroc sy Algérie i Fikasana sy Finoana sy Fikasana Rakotomalala izay hiaro ny voninahitr’i...

Foot-ball : Transfert de Dax de Fosa Juniors au Kaizer Chiefs Afrique du Sud

Le joueur de Fosa Juniors FC, Aro Hasina Andriamirado dit Dax, a enfin soufflé. Son transfert au club Kaizer Chiefs en Afrique du Sud...

Populaire

Newsletters
spot_imgspot_img