Beloha Androy : Olona telo tratra nanangona sokatra miisa 53 tanaty ala

Date:

sokatraok

Andro amin’ny 9 ora alina no miditra an-tsokosoko any anaty alan’ny kaominina Tranovaho, distrikan’i #Beloha_Androy manangona sokatra ireo mpangalatra. Toerana izay anisan’ny feno sokatra. Telo mianadahy izy ireo no niaraka ka lehilahy roa sy vehivavy iray, nisy mponina nahita ny fihetsiny ka ity farany no nampandre ny manam-pahefana isan-tokony : mpitandro filaminana sy mpiasan’ny rano sy ny ala ao Beloha. #Sokatra_53 no tratra teny amin’izy telo ireo.

sokatraok2

Notazomina vonjimaika tao amin’ny borigadin’i Beloha izy telo mianadahy ary halefa hotsaraina any amin’ny tribonaly Ambovombe Androy. Ireo sokatra kosa dia hafindra any amin’ny ala mahavelo, distrikan’i Tsihombe, izay toerana azo antoka ho fiarovana azy ireo. Na dia tsy fantatra aza hoe saika entina aiza dia fantatra foana izao ny fiatombohan’ny #fanondranana_an_tsokosoko any ivelany ireny sokatra ireny.

Partager sur :

Newsletters
spot_imgspot_img

Articles récents

More like this
Related

Trafic, réhabilitation, liberté : à Mangily Toliara, le combat silencieux pour sauver les lémuriens

Les images de capture d'animaux sauvages font régulièrement le...

Jeu vidéo : Kalanoro est le premier jeu vidéo malgache à être lancé sur le marché international

Le jeu vidéo Kalanoro est le premier projet entièrement...

Mondial FIBA 2027 : Les Ankoay misent sur la jeunesse à Dakar pour décrocher la qualification

En vue de la troisième fenêtre qualificative pour la...