Actualités

Explorez le monde à travers nos articles de Actualités

Toamasina : Jiolahy roa maty voatifitra sy mpanendaka 16 voasambotry ny polisy avy amin’ny “FIP” sy ny “UIR”

Tsy an-kitsitsy. Miasa andro aman’alina mba hitandroana ny  filaminam-bahoaka ny polisy miasa avy ao Toamasina. Tsy miasa irery nefa izy ireo fa misy fiaraha-miasa avy amin’ireo...

Fipoahana teny amin’ny JIRAMA Ambohimanambola : Tsara levenana i Maurice sy Berthin

  Rafaralahy Maurice sy Randrianasolo Charles Berthin, « chef de chantier » sy « soudeur homologué » tao amin’ny orinasa OTI (Ouvrages et Travaux industriels), maty nandritra ny fipoahan’ny...

Beloha Androy : Olona telo tratra nanangona sokatra miisa 53 tanaty ala

Andro amin’ny 9 ora alina no miditra an-tsokosoko any anaty alan’ny kaominina Tranovaho, distrikan’i #Beloha_Androy manangona sokatra ireo mpangalatra. Toerana izay anisan’ny feno sokatra....

Tovolahy iray nandoro ny nandoro ny efitrano fitsarana noho ny fahatezerana

Omaly talata tamin’ny 9ora sy 15min, tovolahy iray 23 taona indray no tratra ambodiomby nandoro ny efitranom-pitsarana sy ny sainam-pirenena tao amin’ny fitsarana ambony...

Incendie à Mahavoky : Des foyers réduits en cendres et plus de 387 sinistrés

Les pieds dans des cendres, des débris de meubles calcinés épargnés partout, des habitants du quartier de Mahavoky Besarety qui déblayent ceux qui restent...

Populaire

Newsletters
spot_imgspot_img