Fait Divers

Explorez le monde à travers nos articles de Fait Divers

Ambatovaventy Antanifotsy : Tratra ireo jiolahy fito namono ireo eni-mianaka sy nandoro ny tranony

Tadidinareo ve ny loza niseho nahafaty fianakaviana iray trano nahitana mpivady sy ny zanany efatra tany Ambatovaventy Antanifotsy ? Tamin’ny alin’ny 20 septambra lasa teo...

Seranan-tsambo Toamasina : Vary fanampiana azon’ny BNGRC nisy namoaka an-tsokosoko

Vary 97 gony nangalarina avy tao amin’ny trano fitehirizana entan’ny BNGRC (Bureau National de Gestion des Risques et Catastrophes) no nisy namoaka an-tsokosoko tao...

Andravoahangy : Mpiandry fonja nanao fanafihana orinasa niaraka taminà jiolahy telo hafa

Jiolahy miisa telo no voasambotry ny zandary ka ny iray amin’ireo dia mpiandry fonja mbola amperinasa. Mbola nisy namany iray saingy maty voatifitra nandritra...

Meurtre à Ambohitrarahaba : Les deux mineurs présumés auteurs du crime retrouvés

C’est dans le quartier d’Ambodivary-Ambohitrarahaba, dans la matinée du 10 Octobre que s’est produit le terrible meurtre d’un jeune garçon de 12 ans, nommé...

Un établissement de stockage de bois embrasé à Ankorondrano

Plusieurs camions de pompiers ont été trouvés sur les lieux de l’incendie, ce matin à Ankorondrano . La combustion de l’établissement a engendré un...

Populaire

Newsletters
spot_imgspot_img